Mandraisa anjara

Handray anjara amin’ny SOAMIAMPITA

Ny SOAMIAMPITA dia fandaharana amin’ny radio an’i Liberty 32 natokana ho an’ny maha-olom-pirenena (jereo ny fandaharan’asa). Afaka mizara traikefa ianao, manolotra lohahevitra, na mandray anjara amin’ny fandaharana iray ho vahiny.